Dikan'ny teny : katesizy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. catéchisme) a: (Fiv. kat.) Fampianarana ny fotopototry ny finoana kristianina. Boky kely misy ny fotopototry ny fampianarana sy fitsipi-pitondran-tena kristianina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel