Dikan'ny teny : katsahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (katsaka) mt.ih. (katsaho) : Tadiavina (zavatra ambony na zavatra sarotra azo): Vady hendry katsahina. • Karohina, atao izay hahitana azy: Nokatsahin'ny polisy ilay mpangalatra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel