Dikan'ny teny : katsaoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazan-javamaniry any anaty rano. Ahitsio
2 a.: Ny feo re raha misy zavatra mianjera ao anaty rano na heno amin'ny fialan' ny tongotra avy ao anaty rano na fotaka marihitra. - t.i.f. : Mikatsaoka, fikatsaoka 1 katsaotsaoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel