Dikan'ny teny : kehana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Kehankehana ci.: Fikohafana kely ho mariky ny fanakanana olona mba tsy hanao zavatra iray tsy tsara na tsy tokony hataony, kohona. • h.o.: Fihetsika mi-tory hambo na fihamboana. 1 t. L f.: Mikehana, mikehankehana, fikehana, fikehankehana / ikehankehanana, fikehankehanana / mahakehaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel