Dikan'ny teny : kelimafana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazan-javamaniry roa karazana no antsoina amin'izany, ka ny voalohany misy tsirony handatra ary toa mandoro na mahakendakenda izany; ny faharoa kosa, fampiasan'ny olona ho fampahazotoana ho-mana ka hanina alohan'ny sakafo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel