Dikan'ny teny : kelimasesy

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btl) a: Karazana voatavo izay kely dia kely ny voany. (Ny niavian'ny anarany dia toy izao: raha entin'ny olona mantsaka io voany io dia voatery miverimberina matetika misesy izy vao mahafeno sinibe). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel