Dikan'ny teny : kemo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fikainkonana; fihemorana; fialana tsy hanao na hanaraka izay efa nekena na nokasaina. - t.i.f : Akemo, voakemo, tafakemo / mikemo, fikemo, mpikemo / ikemoana, fikemoana / mahakemo / kemokemo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel