Dikan'ny teny : kenakenaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kenakena) mt. ih, (kenakenao): Entina ampitandremana fatratra: Kenakenao ny fitondranao ireto atody ireto sao vaky. ? h.o.: Entina amin-kamorana loa• tra, am-panaovana rainazy: Nokenakenainao loatra ny fitondrana ny zanakao ka nanjary malemy sy sarotsarotiny ilay izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel