Dikan'ny teny : kendrena

Hampiditra dikany vaovao
1 (kendry) mt. ih. (kendreo): Tilina atao izay hahazoana azy, hahavoa azy: Kendren'ny saka ilay uoronkely. • Tadiavfna ho azo: Ny soa no kendreko ho an' ny tanindrazako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel