Dikan'ny teny : kendry

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fitiliana zavatra tiana ho voa, ho azo; fiheverana sy fiomanana mialoha. 6 t,tf.: Kendrena, akendry, voakendry, kinendry / mikendry, fikendry, mpikendry / ikendrena, fikendrena / ma• hakendry/ kendrikendry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel