Dikan'ny teny : kenona

Hampiditra dikany vaovao
1 Kenonkenona a: Fikarakarana ny raharaha madinidinika ao an-tokantrano; fisahiranana manketsy mankeroa. i Kenonkenonina / mikenonkenona, fikenonkenona, mpikenonkenona / ikenonkenonana, fikenonkenonana 1 mahakenonkenona. * F.-p.: Vita kenona: efa vita daholo ny raharaha madinidinika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel