Dikan'ny teny : kentsona

Hampiditra dikany vaovao
1 a. sady p.t: Ilazana ny olona izay toa miteny any an'orona, tsy tsara fiteny fa toa misy teritery any an' orony any. - t.i.f•: Kentsonina, akentsona f mikentsona, fikentsona, mpikentsona 1 ikentsonana, fikentsonana / mahakentsona / kentsonkentsona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel