Dikan'ny teny : kentsonina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kentsona) mt. ih. (kentsony): Ovana ho kentsona: Aza kentsonina ny fiteninao fa raha te hiiaza ianao hoe: "manatona an'i Dada aho", dia hanjary hoe "manantona an'i Dada aho". Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel