Dikan'ny teny : kepohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kepoka) me ih. (kepohy): Tsakoina ka heno ny feo aterak'izany: Nokepohin'iiay alika ny taolana natsipy ho azy. ? Lanina, hanina: Nokepohiny herintaona monja ny fananam-be nauelan-dray aman-dreniny ho azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel