Dikan'ny teny : kepoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Feo heno amin'ny frtsakoana na fanaikerana zavatra mafimafy; fflrinanana na fandaniana amin'ny tsy antony. - t.i.f.: Kepohina, akepoka, voakepoka, kinepoka 1 mikepoka, fikepoka, mpikepoka 1 ikepohana, fikepohana / mahakepoka 1 kepokepoka / manepokepoka / mike po ke po-ka. Ahitsio
2 p• t.: Menatra ka tsy mahita holazaina satria vaky ny nafenina: Kepoka tsy nahateny izy nony naseho azy ny porofo rehetra nanameloka azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel