Dikan'ny teny : kera

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Kerakera a: Fanasaratsarahana hitokantokana arakarazana; fandantolantoana mba tsy hikambana na hifatratra loatra. i Li f.: Kerakeraina, voakerakera 1 manerakera, fanerakera, mpanerakera 1 anerakerana, fanerakerana 1 mikera 1 mitsikera, mitsikerakera I makera, makerakera. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel