Dikan'ny teny : kerakeraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kera) mt ih. (kerakerao): Saratsarahina: Kerakerao ireo mololo ireo ho maina haingana. 1 Alanto, a-lamina: Nokerakerainy ny taratasy tao anaty vagal fa isY hitany ilay taratasy notadiaviny. 1 Amboarina: Kerakerao ny herana hanaouana tsihy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel