Dikan'ny teny : kesika

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. caisse) a.: Anarankazo somary pa-tendro, izay ahazoana hazo fotsy sy maivana ary mora fantsihana ka ampiasaina indrindra amin' ny fitondrana entana amin' ny sambo, masinina, fiarakodia... (Pinus patula, kashya..) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel