Dikan'ny teny : ketaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Anarana entina manondro zazavavy kely: Lasa nianatra Ikoto sy Iketaka Indraindray koa anarana entina miantso zazavavy mba hisolo izay tena anarany raha sendra tsy fantatra na hadino: Ento at? ange io antsy io, ry Ketaka it? a! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel