Dikan'ny teny : ketohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ketoka) mt ih. (ketohy): Kekerina mafy, tare-na amin'ny nify na amin'ny tandra: Noketohin'ny salsa ny. tanan'i Koto ka nandeha ra. 1 Tsindronina, atao manaintaina: Noketohin'ny takolapanenitra ny tongotro, / Ketohin'ny hatsiaka Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel