Dikan'ny teny : ketraka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Tsy henjana, migedragedra: Henjano ity tady it? fa ketraka loatra + Tony: Tsy tsara ny manatona azy fa tsy mbola ketraka ny hatezerany. / Kivy, rera-po: Na tsy afa-panadinana aza izy tsy ketraka ~ ti.f: Ketrahina, aketraka, voaketraka, kinetraka 1 manaketraka, fanaketraka, mpanaketraka 1 anaketrahana, fanaketrahana ) miketraka, fiketraka, mpiketraka liketrahana, fiketxahana I mahaketraka I ketraketraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel