Dikan'ny teny : ketrina

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t: Ilazana ny olona tsy mahalala na tsy manao zavatra tokony ho fantany, kely saina, tsy ampy saina. - t.i.f: Haketrina, fahaketxina I haketrenana, faha~ ketrenana. ¶ M.h.: Foka, adala, donto sains, donàna velona, taraiky, vendrana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel