Dikan'ny teny : ketrona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fivalombalon'ny hoditra madinika dia madinika amin'ny tarehy na han-china na vozona, avy amin' ny taona mandroso na ny hahiazana: Ny fahanterana mampisy ketrona ny tarehy. 1 Fiforetan'ny zavatra anankiray mora alefitra toy ny lamba amin'ny tenany ihany ka mahatonga azy ohatra ny mivalombalona: Nasainy nasiana ketrona ny zipony. 1 t.if: Aketrona, voaketrona, tafaketrona / manaketrona, fanaketrona, mpanaketrona / anaketronana, fanaketronana I miketrona, fiketrona, mpiketrona I iketronana, fiketronana I mahaka troua I mampiketrona I ketronketrona. ΒΆ M.h.: Miketrona: miforitra, mivalombalona, milefitra, mifararemotra, mifendrotra, mitofendrotra,, mifentsahona, mikainkona, mikonkina, mikarainkona, mikirotra, mirehoka, mangata-Paraky (kiraro). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel