Dikan'ny teny : kezaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Mifintimpintina ny andilana, kely andilana. 1 Fanaovana izay azo atao. i ti.f.: Kezahina, akezaka, voakezaka, tafakezaka / manakezaka, fanakezaka, mpanakezaka 1 anakezahana, fanakezahana 1 mikezaka, fikezaka, mpikezaka I ikezahana, fikezahana / mahakezaka I kezakezaka. ΒΆ M..: Mikezaka: milofo, mikofo, mirofotra, miezaka, milozoka, mikokotra, mikikitra, mikoko-maty, mikely aina, mimaso, mikiry, mikiribiby, manao salaka fohy rambo, manao sakafo ambany foitra, mandany mondron-kery, tsy mitandro hasasarana, tsy mitarain-tanana ompaka, tsy mikely soroka, mivaky tratra, fola-damosina, mandany ron-doha, mimokitra, mimokimoky,miokitra, mikorambemby, misikim-ponitra, mialakaforo, mialakabontana, miady fo, tsy manamohamo, tsy mikoso-maso, may volon'orona, may volon-tratra, miongobolo, miady fo aman'aina, manao anjolofo, manao kely andilana, milofika, tsy misatry fanahy, tsy mandala ai-na, mikaozatra, manao valangitrika, manao amboa ditsika, manao lazo be, manao ain-tsy ho zavatra, manao ampinga tratra, manao vy very ny aine, tsy manary karama, tsy miala vehana, manao botraika, manao an-ditra, manao an'aina, tsy mandry andro tsy mandry alina, miantotomaty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel