Dikan'ny teny : ki:

Hampiditra dikany vaovao
1 Tovona: a) Atao eo alohan'ny ft. ka mahatonga anarana milaza fitaovana enti-manao ny asa na manao ny zavatra lazain'ny ft.: Kifafa, kilalao. b) Fanao eo alohan'ny anarana verindroa sasantsasany ka enti-milaza fanahafan-javatra, fa kelikely kokoa (mitovy amin'ny tsi-): Kitranotrano, kiombiomby (tsiombiomby, tsitranotrano). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel