Dikan'ny teny : kiahina

Hampiditra dikany hafa
(kiaka) mt. ih. (kiaho): Rangotina; endahan-koditra: Nokiahin'ny sakaizany ny tanan'ny zandriko. 1 Asiana soritra kely amin-javatra: Kiahina amin'ny vy kely ohatra ny penina ny hoditra rehefa manao vakisiny. 1 Faohina, paohina, ngoahana: Hokiahin'ny rano ity tany ambany it$' fa asio aro riaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0053