Dikan'ny teny : kiaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tsipika na soritra hi-ta kely; fiendahana kely ateraky ny rangotra na fikasohana mafy amin-javatra: Misy kiaka ny tanako. 1 t. ? f.: Kiahina, aldaka, voakiaka I manakiaka, fanakiaka, mpanakiaka I anakiahana, fanakiahana I mikiaka, fikiaka I ikiahana, fikiahana I mahakiaka / kiakiaka. Ahitsio
2 a: Feo taitra mikarantsana mafy: Henonao va ilay kiakan'olona tao? - t.i.f.: Akiaka 1 mikiaka, fikiaka, mpikiaka / ikiahana, fikiahana 1 mahakiaka 1 Makiaka 1 akiakiaka, kiakfahina I mikiakiaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel