Dikan'ny teny : kiampongaponga

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Amponga kilalaon-jaza natao tamin' ny vavan'ny sinibe efa vaky ka hoditra manify na tatavian-kena no henjanina eo amboniny ary kapohina amin' ny tsora-kazo kely anankiroa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel