Dikan'ny teny : kiana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tsiny kely, kilema tsy dia manao ahoana: Tsy misy kiany it? sary it?, na dia kely aza. - t.i.f.: Kianina, voakiana j manakiana, fanakiana, mpanakiana 1 anakianana, fanakianana / kiankiana / kiankianina. Ahitsio
2 ft: Enti-milaza toetra mora vaky. - t.i.f.: Hakiana / makiana 1 makiankiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel