Dikan'ny teny : kiankianina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kiana) p.t.: Mahafinaritra, bikàna: Tououauy keiy kiankianina izay no tonga tao. ? Mora sosotra, mora mararin-teny: Olona kiankianina sarotra iarahamonina Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel