Dikan'ny teny : kiatondra

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btl) a.: Anarana iantsoana ireo ahitra maro karazana maniry amin'ny farihy na kamory marivorivo (Jussiaca repens). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel