Dikan'ny teny : kibango

Hampiditra dikany vaovao
1 (Ski) a: Kitapo fasiana firavaka sarobidy fitondra mandeha. Ahitsio
2 a.: Tehina hazo be.1 Hazo misy kofehy atao a min'ny vozon'ny biby sasantsasany mba hanelingelina azy, toy ny alika izany, na ny akoho tsy tiana hikotrika, na ny omby maditra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel