Dikan'ny teny : kibay

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Vay ratsy mahavoa ny ankasarotana vokatry ny te ty. Ahitsio
2 a: Langilangy fohy. * Ohab.: Tsy miady tsy mia dy, nefa ny kibay an-kelika ihany: Enti-milaza ny olona mpihatsaravelatsihy izay tsy mifanaraka amin'ny teny lazainy ny asa ataony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel