Dikan'ny teny : kibobo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-borona madinidinika; ohatra ny akohokely mavomavo ny habe amam-bikany, matetika hita mitsoriaka any anaty bozaka; fihinana tsara ny nofony ary tsy mba hazaina izy fa fandrihana (Turnix nigricollis). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel