Dikan'ny teny : kiboina

Hampiditra dikany vaovao
1 (kibo) mt.ih. (kiboy): Kitikitihina: Axa kiboinao ny xazakely. * Ohab.: Kibokiboin'ny rariny ka milaza tsy anontaniana: tsy avelan'ny rariny ka milaza ny marina, nefa tsy misy manontany akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel