Dikan'ny teny : kibory

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ilazana izay zavatra boribory na mivongovongo. ? F,-p.: Kiborim-boatauo: ny voam-boatavo vao mandatsaka ka mbola eo ny voniny. / Kiborim-barahina: fonjambarahina boribory. J Kiborindakolosy: ilay metaly lavalava misy boriborfny mipaika amin'ny vatan-dakolosy ka mampaneno azy. / Kiborintany: tany avoavo mivohitra ampovoan'ny lemaka. / Kiborin-taretra: tantra iray vorenana. Ahitsio
2 a: Anaran'ny fasan'ny Antesaka, izay misy toa karazan-trano efa-joro lehibe ka hita mifanongoa eo ny razana. (Ny lehilahy dia mitandahatra amin'ny lafiny avaratra, ny vehivavy amin'ny la• fmy atsimo, ka miantsinanan-doha avokoa izy rehetra; tsy mahazo miditra ny kibory ny olona rehetra tsy Antesaka, ny zaza tsy Antesaka na ny rainy na ny reniny, ny Antesaka nanan hadisoana lehibe ka efa nahataky ny foko fahavelony, ary ny lehilahy Antesaka tsy mifora). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel