Dikan'ny teny : kidedra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zavamanenon'ankizy (tanala) vita amin'ny volotsangana nosilatsilahina mba hisy kinifinifiny toy ny sotrorovitra ka iny no velesina amin'ny rantsan-kazo kely anankiroa rehefa terena ao ambany helika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel