Dikan'ny teny : kidodo

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btl) a: Dihy malaza indrindra amin'ny Betsileo, izay sady mampiseho fahakingan-tongotra no ahitana fahamailahan-tanana koa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel