Dikan'ny teny : kidoro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lamba voasesika zavatra malemilemy ka atao fandriana. - F -p.: Sesi-kidoro: ny zavatra atao sesiky ny kidoro, toy ny rofia, ny fonjozoro, ny kapoaka, ny fanory, ny horompotsy, ny volomborona, ny landihazo, ka araka izany no anaovana ny kidoro hoe kidoro rofia, fonjozoro, kapoaka, fanory.,. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel