Dikan'ny teny : kifafa

Hampiditra dikany vaovao
1 Kofafa a.: Fitaovana entina hanilihana na hanesorana ny vovoka sy ny loto amin'ny efitrano na ny tokotany (ny kifafa dia mety ho fototra horona iray mihitsy na bozaka nofehezina ho amboara). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel