Dikan'ny teny : kifina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kefona, fofon'aina avoaka any an'orona tahaka ny fievin'ny saka na ny sokina. - t.i.f.: Kifinina, akifina, voakifina / mikifina, fikifina, mpikifina / ildfinana, fikifinana / mahakifina ) kifin kif in a. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel