Dikan'ny teny : kiho

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ny tendron'ny famavany amin'ny sandry: Voadona ny kihoko ka mangorintsina. ? h.o.: Zorony: A-raho ity lalana ary rehefa lauidauitra dia misy kihondalana. i t.if.: Kihoina, akfho, voakiho, kiniho ) manakiho, fanakiho, mpanakfho I anakihoana, fanakihoana l mahahiko / kihokiho 1 maniho, hakiho. - F.-p.: Kihon-dalana: fivilian-dalana. / Kihon-trano: zoron-trano. / Mandray ny kiho: enti-milaza fahasahiranana na fahavoazana mihatra amin'ny tena. ) Mitehin-kiho: manao ny tanana mitehina amin'ny moja. * Ohab.: Tehin-kiho am-piakarana; tsy haingo fa tohan' aina: enti-milaza ny olona toa mampidera bika amin'ny fihetsiny, nefa hakingana no anaovany an'io fa mba tsy hisehoany hoe sasatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel