Dikan'ny teny : kijana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Toerana midadasika feno ahitra firaofan'ny omby any an'efitra: "Akanga saraky ny ala anie aho ka misento ny alan-tapia... Zanak'omby lavi-kijana, anaty toerana manauia.." (Fredy Rajaofera). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel