Dikan'ny teny : kijanajanaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lalao ataon' ny ankizy amin'ny sariolona kely na saribakoly izay lazainy fa zanany, ka babeny sy trotroiny. Indraindray koa ilay sariolona kely na saribakoly mihitsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel