Dikan'ny teny : kikisana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kiky) mt ih. (kikiso): Hanina amin'ny fanalana tsikelikely amin'ny nify ny nofon-kena miraikitra amin'ny taolana: Nokikisan' ny alika ilay taokrna natsipinao tao. ~ Lanina, kepohina: Nokikisan'ny mpandova ny fananan-dRabe. ? Diovina amin'ny fanalana ny loto miraikitra: Nokikisan'ny ankizy ny latabatra 1 Alana ny hodi-menan'ny mangahazo na ny kiran'ny trondro: Kikisana ny mangahazo. / Kikiso ireto trondro ireto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel