Dikan'ny teny : kilalao

Hampiditra dikany vaovao
1 na Kilaolao a: Zavatra entin'ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako? ΒΆ M.h.: Tsilalao. ~ h.o.: Zavajavatra mahafinaritra: Nataon'ny sa-ka kifalao ilay totozy vao nohaniny. ~ Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakauy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel