Dikan'ny teny : kilaograma

Hampiditra dikany vaovao
1 na Kilao a: Vato mizana fototra amin'ny fandanjana zavatra lehibe ka mitovy havesarana amin'ny arivo graina, fa ny fampitahandanja aminy akaiky dia ny rano 1 litatra: Anaouy kely hena iray kilao aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel