Dikan'ny teny : kilaometatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fc kilomètre) a: Halavkana mitovy amin' ny arivo metatra, izay lasa refy fototra amin'ny: a) fandrefesana elanelan-toerana na tanàna: Fianarana dia 405 kilaometatra auy aty Antananarivo; b) fandrefesana halavan-drenirano na ony: I Mangoky no lava indrindra amin'ny ony rehetra eto Madagasikara fa mahatratra 530 kilaometatra; d) fandrefesana ny hafainganam-pandehan'ny fiara:Mandeha 120 kilaometatra isan' ora isika izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel