Dikan'ny teny : kilasy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. classe) a: Voninahitra omena antoko-mpiasa, na laharana omena antokonjavatra mifanaraka amin'ny fahamboniana na fahatsarany: Injeniera kilasy faharoa / Kalesin-daiamby kilasy uoalohany. ? Fitambaran'ny mpianatra mitovitovy fahaizana ka iray efitrano fianarana, iray mpampianatra: Hitsangantsangana ny mpianatra ao amin'ny kilasy fahatelo rahampitso. ? Mpianatra anisan'ny antoko-mpianatra voalaza etsy ambony: Kilasy fahen ina Isam bilo taon-dasa e F.-p.: Kilasimandry: mpianatra tsy mody fa misakafo sy mandry any amin'ny tra no fianarana ihany ka mandoa izay vola rehetra lany amin'izany. ( Kilasimody: mpianatra mody any an-tranony rehefa vita ny fianarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel