Dikan'ny teny : kile

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. clé) a.: Vy fanodinana ambavindrindramby sy bilao fampiasa amin'ny fanamboarana aotomobilina ka misy isan-karazany izy ireo arakaraka ny haben'ny vavany. Ahitsio
2 a: Mari-pamantarana ny haavon'ny feo itondrana ny naoty na ny solfa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel